|
|
|
|

Teny iditra1  paika ady heloka
Singan-teny  2 paika, 3 ady, 4 heloka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fomba samihafa arahina eo amin'ny fitazonana olona voampanga alohan'ny hitsarana azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 procédure pénale. [1.13]
Voambolana  8  Lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12